Ohabolana 14:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Miezaka mitady fahendrena ny mpanesoeso fa tsy mahita,Fa mora mahay kosa ny olona mahira-tsaina.+ 1 Korintianina 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ny olona araka ny nofo anefa dia tsy manaiky* an’izay zavatra avy amin’ny fanahin’Andriamanitra, satria hadalana izany aminy. Ary tsy afaka ny hahafantatra an’izany izy, satria ilaina ny fanahin’Andriamanitra rehefa mandinika an’izany.
14 Ny olona araka ny nofo anefa dia tsy manaiky* an’izay zavatra avy amin’ny fanahin’Andriamanitra, satria hadalana izany aminy. Ary tsy afaka ny hahafantatra an’izany izy, satria ilaina ny fanahin’Andriamanitra rehefa mandinika an’izany.