FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 20:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Tsy miasa tany ny kamo amin’ny ririnina,

      Ka hangataka izy amin’ny fotoam-pijinjana rehefa tsy manana na inona na inona.*+

  • Ohabolana 22:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Hoy ny kamo: “Misy liona ao ivelany ao,

      Ka sao dia ho fatiny eny amin’ny tany malalaka aho!”+

  • Mpitoriteny 10:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ny hakamoana be loatra no mahatonga ny hazo manohana ny tafo hiletsy,* ary ny hakamoan’ny tanana no mampitete ny tafo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara