25 “Mifandamìna haingana amin’ilay miady aminao any amin’ny fitsarana, dieny mbola eny an-dalana ho any ianareo. Sao mantsy izy hanolotra anao amin’ny mpitsara, dia ny mpitsara indray hanolotra anao amin’ny mpampihatra didim-pitsarana, ka hogadraina ianao.+