Deoteronomia 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Aza anampiana ny teny andidiako anareo ary aza analana,+ fa araho tsara ny didin’i Jehovah Andriamanitrareo izay andidiako anareo. Apokalypsy 22:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Izao no lazaiko amin’izay rehetra maheno ny tenin’ny faminaniana ato amin’ity horonam-boky ity: Raha misy manampy zavatra amin’ireo,+ dia hampian’Andriamanitra ny loza hanjo azy, izany hoe ny loza voasoratra ato amin’ity horonam-boky ity.+
2 Aza anampiana ny teny andidiako anareo ary aza analana,+ fa araho tsara ny didin’i Jehovah Andriamanitrareo izay andidiako anareo.
18 “Izao no lazaiko amin’izay rehetra maheno ny tenin’ny faminaniana ato amin’ity horonam-boky ity: Raha misy manampy zavatra amin’ireo,+ dia hampian’Andriamanitra ny loza hanjo azy, izany hoe ny loza voasoratra ato amin’ity horonam-boky ity.+