Ohabolana 24:21, 22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Matahora an’i Jehovah sy ny mpanjaka, anaka.+ Aza miarakaraka amin’ny mpikomy,*+22 Fa ho tonga tampoka ny loza hanjo azy.+ Ka iza no mahalala an’izay loza hamelezan’izy ireo* an’ireny?+ Romanina 13:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Aoka ny olona rehetra samy hanaiky ny manam-pahefana,+ fa avy amin’Andriamanitra daholo ny fahefana rehetra.+ Andriamanitra mantsy no namela ny manam-pahefana ho eo amin’ny toerany avy.+ Titosy 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ampahatsiahivo foana izy ireo mba hanaiky sy hankatò ny fanjakana sy ny manam-pahefana,+ ho vonona hanao ny asa tsara rehetra, 1 Petera 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Noho ny amin’ny Tompo, dia ekeo izay fahefana rehetra najoron’olombelona:+ Na mpanjaka+ izany, satria ambony izy,
21 Matahora an’i Jehovah sy ny mpanjaka, anaka.+ Aza miarakaraka amin’ny mpikomy,*+22 Fa ho tonga tampoka ny loza hanjo azy.+ Ka iza no mahalala an’izay loza hamelezan’izy ireo* an’ireny?+
13 Aoka ny olona rehetra samy hanaiky ny manam-pahefana,+ fa avy amin’Andriamanitra daholo ny fahefana rehetra.+ Andriamanitra mantsy no namela ny manam-pahefana ho eo amin’ny toerany avy.+
3 Ampahatsiahivo foana izy ireo mba hanaiky sy hankatò ny fanjakana sy ny manam-pahefana,+ ho vonona hanao ny asa tsara rehetra,
13 Noho ny amin’ny Tompo, dia ekeo izay fahefana rehetra najoron’olombelona:+ Na mpanjaka+ izany, satria ambony izy,