1 Samoela 17:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 Resin’i Davida àry ilay Filistinina. Pilotra sy vato no nampiasainy mba hamelezana azy. Vitan’i Davida ny namono azy ho faty, nefa tsy nisy sabatra teny an-tanany.+ Salamo 33:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tsy misy mpanjaka voavonjin’ny tafika lehibe ananany;+Ny lehilahy matanjaka tsy voavonjin’ny hery lehibe ananany.+
50 Resin’i Davida àry ilay Filistinina. Pilotra sy vato no nampiasainy mba hamelezana azy. Vitan’i Davida ny namono azy ho faty, nefa tsy nisy sabatra teny an-tanany.+
16 Tsy misy mpanjaka voavonjin’ny tafika lehibe ananany;+Ny lehilahy matanjaka tsy voavonjin’ny hery lehibe ananany.+