FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Romanina 8:38, 39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Fa matoky aho fa na fahafatesana, na fiainana, na anjely, na fanjakana, na zavatra amin’izao fotoana izao, na zavatra ho avy, na hery,+ 39 na ny ambony, na ny ambany, na zavaboary hafa, dia tsy hisy hahavita hampisaraka antsika amin’Andriamanitra ka hahatonga azy tsy ho tia antsika intsony. Asehony amin’ny alalan’i Kristy Jesosy Tompontsika izany fitiavany izany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara