-
Isaia 18:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Fa alohan’ny fijinjana,
Rehefa mivelatra tanteraka ny felam-boaloboka ka lasa voaloboka masaka ny voniny,
Dia hotapahina amin’ny antsy fandrantsanam-boaloboka ny tsimoka,
Ary hotapahina sy hesorina koa ny sakelika.
-