Isaia 30:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Rehefa mipetraka ao Ziona, ao Jerosalema,+ ny olona, dia tsy hitomany intsony+ ianao. Hiantra anao tokoa Izy rehefa maheno anao miantso vonjy. Hamaly anao Izy raha vao maheno an’izany.+ Isaia 55:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Avia ianareo rehetra mangetaheta,+ avia misotro rano!+ Ianareo tsy manam-bola, avia, mividiana dia mihinàna! Avia mividy divay sy ronono+ tsy andoavam-bola sady tsy misy sarany.+
19 Rehefa mipetraka ao Ziona, ao Jerosalema,+ ny olona, dia tsy hitomany intsony+ ianao. Hiantra anao tokoa Izy rehefa maheno anao miantso vonjy. Hamaly anao Izy raha vao maheno an’izany.+
55 Avia ianareo rehetra mangetaheta,+ avia misotro rano!+ Ianareo tsy manam-bola, avia, mividiana dia mihinàna! Avia mividy divay sy ronono+ tsy andoavam-bola sady tsy misy sarany.+