-
Isaia 44:6, 7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Izao no tenin’i Jehovah,
Dia i Jehovah Tompon’ny Tafika, ilay Mpanjakan’ny Israely+ sy Mpanavotra azy:+
‘Izaho no voalohany ary izaho no farany.+
Tsy misy Andriamanitra afa-tsy izaho.+
Asaivo mamaly izy ka hiteny sy hanaporofo an’izany amiko.+
Hatramin’ny andro namoronako ny vahoaka fahiny,
Dia iza no afaka milaza an’izay hitranga tsy ho ela,
Sy izay mbola hitranga amin’ny hoavy?
-