Isaia 1:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ny rariny no hanavotana an’i Ziona,+Ary ny fahamarinana no hanavotana ny mponina tao, izay miverina. Isaia 48:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Mivoaha avy ao Babylona!+ Andosiro ny Kaldeanina! Lazao sy ambarao amin’ny olona izany sady mifalia.+ Ataovy fantatry ny olona hatrany amin’ny faran’ny tany izany,+ Dia teneno hoe: “Navotan’i Jehovah i Jakoba mpanompony.+ Isaia 59:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Ho tonga any Ziona+ ilay Mpanavotra,+Ho tonga any amin’izay tsy mandika lalàna intsony amin’ny taranak’i Jakoba”,+ hoy i Jehovah.
27 Ny rariny no hanavotana an’i Ziona,+Ary ny fahamarinana no hanavotana ny mponina tao, izay miverina.
20 Mivoaha avy ao Babylona!+ Andosiro ny Kaldeanina! Lazao sy ambarao amin’ny olona izany sady mifalia.+ Ataovy fantatry ny olona hatrany amin’ny faran’ny tany izany,+ Dia teneno hoe: “Navotan’i Jehovah i Jakoba mpanompony.+
20 “Ho tonga any Ziona+ ilay Mpanavotra,+Ho tonga any amin’izay tsy mandika lalàna intsony amin’ny taranak’i Jakoba”,+ hoy i Jehovah.