FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 26:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Velariny eo amin’ny babangoana ny lanitra avaratra,*+

      Ary ahantony eo amin’ny tsy misy ny tany.

  • Isaia 40:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Izy Ilay mipetraka any amin’ny avo, any ambonin’ity tany boribory* ity,+

      Ary hoatran’ny valala ny mponina eo aminy.

      Izy no mamelatra ny lanitra toy ny lamba manify,

      Sy mamelatra azy toy ny tranolay ipetrahana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara