Isaia 35:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Hifaly ny tany efitra sy ny tany ngazana,+Ary hiravoravo ny lemaka karakaina sady ho feno voninkazo.*+ Isaia 41:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hasiako renirano mikoriana eny amin’ny havoana mangadihady,+Dia hasiako loharano eny amin’ny lohasaha.+ Hovako ho farihy anirian’ny bararata ny tany efitra,Ary hovako ho loharano ny tany tsy misy rano.+
35 Hifaly ny tany efitra sy ny tany ngazana,+Ary hiravoravo ny lemaka karakaina sady ho feno voninkazo.*+
18 Hasiako renirano mikoriana eny amin’ny havoana mangadihady,+Dia hasiako loharano eny amin’ny lohasaha.+ Hovako ho farihy anirian’ny bararata ny tany efitra,Ary hovako ho loharano ny tany tsy misy rano.+