Matio 20:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Toy izany koa ny Zanak’olona: Tsy tonga mba hotompoina izy fa mba hanompo,+ ka hanome ny ainy ho vidim-panavotana ho takalon’ny olona maro.”+ Romanina 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa tamin’isika mbola nalemy,+ dia maty ho an’ny ratsy fanahy i Kristy, tamin’ny fotoana voatondro. Romanina 5:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fa rehefa tsy nankatò ny lehilahy iray, dia olona maro no lasa mpanota.+ Dia hoatr’izany koa fa rehefa nankatò ny olona iray, dia olona maro no lasa olo-marina.+
28 Toy izany koa ny Zanak’olona: Tsy tonga mba hotompoina izy fa mba hanompo,+ ka hanome ny ainy ho vidim-panavotana ho takalon’ny olona maro.”+
19 Fa rehefa tsy nankatò ny lehilahy iray, dia olona maro no lasa mpanota.+ Dia hoatr’izany koa fa rehefa nankatò ny olona iray, dia olona maro no lasa olo-marina.+