FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 61:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Dia hamboarin’izy ireo indray ny toerana efa rava taloha,

      Ary haoriny ny toerana efa tsy nisy mponina hatramin’ny ela,+

      Haveriny amin’ny laoniny koa ny tanàna rava,+

      Dia izay toerana tsy nisy mponina nandritra ny taranaka nifandimby.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara