FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 149:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Fa mahafinaritra an’i Jehovah ny vahoakany.+

      Ravahany famonjena+ ny mpandefitra.

  • Isaia 52:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 52 Mifohaza, mifohaza, tafio ny herinao,+ ry Ziona ô!+

      Anaovy ny akanjonao tsara tarehy,+ ry Jerosalema tanàna masina ô!

      Fa tsy hiditra ao aminao intsony ny tsy mifora sy ny tsy madio.+

  • Isaia 55:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Firenena tsy fantatrao no hantsoinao,

      Ary olona avy amin’ny firenena tsy mahafantatra anao no hihazakazaka hankany aminao,

      Noho ny amin’i Jehovah Andriamanitrao,+ dia Ilay Masin’ny Israely.

      Homeny voninahitra+ mantsy ianao.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara