Isaia 55:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aoka ianareo hanongilan-tsofina dia mankanesa atỳ amiko.+ Mihainoa, dia ho velona ianareo.Fa vonona hanao fifanekena mandrakizay aminareo aho,+Araka izay nampanantenaiko an’i Davida hoe ho tia azy aho sady tsy hivadika aminy. Azo itokisana* izany fampanantenana izany.+ Jeremia 32:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Ary hanao fifanekena mandrakizay amin’izy ireo aho,+ ka tsy hitsahatra hanao soa amin’izy ireo.+ Dia hataoko ao am-pony ny fahatahorana ahy mba tsy hialany amiko.+
3 Aoka ianareo hanongilan-tsofina dia mankanesa atỳ amiko.+ Mihainoa, dia ho velona ianareo.Fa vonona hanao fifanekena mandrakizay aminareo aho,+Araka izay nampanantenaiko an’i Davida hoe ho tia azy aho sady tsy hivadika aminy. Azo itokisana* izany fampanantenana izany.+
40 Ary hanao fifanekena mandrakizay amin’izy ireo aho,+ ka tsy hitsahatra hanao soa amin’izy ireo.+ Dia hataoko ao am-pony ny fahatahorana ahy mba tsy hialany amiko.+