Isaia 44:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Izaho Ilay miteny momba an’i Kyrosy+ hoe: ‘Izy no mpiandry ondriko,Ka hotanterahiny an-tsakany sy an-davany ny sitrapoko rehetra.’+Izaho Ilay miteny momba an’i Jerosalema hoe: ‘Haorina indray izy’, Ary momba ny tempoly hoe: ‘Hapetraka ny fototrao.’”+ Isaia 65:18, 19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Miravoravoa sy mifalia mandrakizay àry noho ny amin’izay hoforoniko. Fa hoforoniko mba hahafaly ny olona i Jerosalema,Ary hoforoniko mba haharavoravo+ ny olona ny vahoakany. 19 Hifaly noho ny amin’i Jerosalema aho, ary hiravoravo noho ny amin’ny vahoakako.+Dia tsy ho heno ao aminy intsony ny feon’olona mitomany na mitaraindraina.”+
28 Izaho Ilay miteny momba an’i Kyrosy+ hoe: ‘Izy no mpiandry ondriko,Ka hotanterahiny an-tsakany sy an-davany ny sitrapoko rehetra.’+Izaho Ilay miteny momba an’i Jerosalema hoe: ‘Haorina indray izy’, Ary momba ny tempoly hoe: ‘Hapetraka ny fototrao.’”+
18 Miravoravoa sy mifalia mandrakizay àry noho ny amin’izay hoforoniko. Fa hoforoniko mba hahafaly ny olona i Jerosalema,Ary hoforoniko mba haharavoravo+ ny olona ny vahoakany. 19 Hifaly noho ny amin’i Jerosalema aho, ary hiravoravo noho ny amin’ny vahoakako.+Dia tsy ho heno ao aminy intsony ny feon’olona mitomany na mitaraindraina.”+