Lioka 1:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Fa hoy ilay anjely: “Ho tonga aminao ny fanahy masina+ ary hanarona anao ny herin’ny Avo Indrindra. Izany no antony hiantsoana an’ilay haterakao hoe masina,+ Zanak’Andriamanitra.+ Lioka 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa mpamonjy+ no teraka ho anareo androany ao an-tanànan’i Davida,+ dia i Kristy Tompo.+
35 Fa hoy ilay anjely: “Ho tonga aminao ny fanahy masina+ ary hanarona anao ny herin’ny Avo Indrindra. Izany no antony hiantsoana an’ilay haterakao hoe masina,+ Zanak’Andriamanitra.+