Salamo 72:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 72 Andriamanitra ô, omeo ny mpanjaka ny didim-pitsaranao,Ary ampahafantaro ny zanaky ny mpanjaka ny fitiavanao ny rariny.+ Salamo 72:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Amin’ny andro anjakany, dia ho be dia be* ny olo-marina,+Ary ho be ny fiadanana+ mandra-paha tsy hisy volana intsony. Daniela 2:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 “Amin’ny andron’ireo mpanjaka ireo, dia hanangana fanjakana+ iray ilay Andriamanitry ny lanitra. Tsy ho rava mihitsy izy io+ sady tsy homena olon-kafa.+ Dia hotorotoroin’io fanjakana io sy hofoanany ireo fanjakana rehetra ireo,+ fa izy irery ihany no haharitra mandrakizay.+
72 Andriamanitra ô, omeo ny mpanjaka ny didim-pitsaranao,Ary ampahafantaro ny zanaky ny mpanjaka ny fitiavanao ny rariny.+
7 Amin’ny andro anjakany, dia ho be dia be* ny olo-marina,+Ary ho be ny fiadanana+ mandra-paha tsy hisy volana intsony.
44 “Amin’ny andron’ireo mpanjaka ireo, dia hanangana fanjakana+ iray ilay Andriamanitry ny lanitra. Tsy ho rava mihitsy izy io+ sady tsy homena olon-kafa.+ Dia hotorotoroin’io fanjakana io sy hofoanany ireo fanjakana rehetra ireo,+ fa izy irery ihany no haharitra mandrakizay.+