2 Samoela 7:16, 17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Haharitra mandrakizay ny taranakao sy ny fanjakanao. Ary ho mafy orina mandrakizay ny seza fiandriananao.”’”+ 17 Noresahin’i Natana tamin’i Davida àry izany teny rehetra izany sy ilay fahitana manontolo.+ Apokalypsy 11:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nitsoka ny trompetrany+ ny anjely fahafito, dia nisy feo mafy tany an-danitra, nanao hoe: “Ny fanjakan’izao tontolo izao dia efa lasa Fanjakan’ny Tompontsika+ sy ilay Kristy voatendriny.+ Ary hanjaka mandrakizay mandrakizay+ Izy.”
16 Haharitra mandrakizay ny taranakao sy ny fanjakanao. Ary ho mafy orina mandrakizay ny seza fiandriananao.”’”+ 17 Noresahin’i Natana tamin’i Davida àry izany teny rehetra izany sy ilay fahitana manontolo.+
15 Nitsoka ny trompetrany+ ny anjely fahafito, dia nisy feo mafy tany an-danitra, nanao hoe: “Ny fanjakan’izao tontolo izao dia efa lasa Fanjakan’ny Tompontsika+ sy ilay Kristy voatendriny.+ Ary hanjaka mandrakizay mandrakizay+ Izy.”