FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 3:14-16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary izao no ampahany hatolotr’ilay olona ho fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah: Ny taviny manarona ny tsinainy, ny taviny rehetra miraikitra amin’ny tsinainy,+ 15 ary ny voa roa sy ny taviny eo amboniny, izany hoe ilay eo akaikin’ny tehezany. Hesoriny miaraka amin’ny voa koa ny jabora eo amin’ny atiny. 16 Ary hodoran’ny mpisorona eo ambony alitara izany rehetra izany mba hidona-tsetroka. Fanatitra atao anaty afo izany sakafo* izany, ary natao mba hahazoana hanitra mahafinaritra.* An’i Jehovah ny taviny rehetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara