2 Mpanjaka 18:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia hoy ilay Rabsake tamin’izy ireo: “Mba lazao amin’i Hezekia hoe: ‘Izao no tenin’ny mpanjaka lehibe, dia ny mpanjakan’i Asyria: “Fa inona koa izany mba atokisanao izany?+ 2 Mpanjaka 18:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia nitsangana ilay Rabsake, ka niteny mafy tamin’ny fitenin’ny Jiosy hoe: “Henoy ny tenin’ny mpanjakan’i Asyria, ilay mpanjaka lehibe!+ 2 Mpanjaka 18:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Iza tamin’ny andriamanitra rehetra ivavahan’ireo firenena no nahavonjy ny taniny teo am-pelatanako? Dia i Jehovah ve dia hahavita hamonjy an’i Jerosalema eto am-pelatanako?”’”+
19 Dia hoy ilay Rabsake tamin’izy ireo: “Mba lazao amin’i Hezekia hoe: ‘Izao no tenin’ny mpanjaka lehibe, dia ny mpanjakan’i Asyria: “Fa inona koa izany mba atokisanao izany?+
28 Dia nitsangana ilay Rabsake, ka niteny mafy tamin’ny fitenin’ny Jiosy hoe: “Henoy ny tenin’ny mpanjakan’i Asyria, ilay mpanjaka lehibe!+
35 Iza tamin’ny andriamanitra rehetra ivavahan’ireo firenena no nahavonjy ny taniny teo am-pelatanako? Dia i Jehovah ve dia hahavita hamonjy an’i Jerosalema eto am-pelatanako?”’”+