Isaia 42:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Io ny mpanompoko+ izay tohanako, Ilay nofidiko+ sady ankasitrahako!+ Nomeko ny fanahiko izy,+Ka hampihatra ny rariny amin’ireo firenena.*+ Jaona 1:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Izao koa no porofo nomen’i Jaona: “Hitako nidina toy ny voromailala avy any an-danitra ny fanahy, dia nijanona teo amboniny.+ Asan’ny Apostoly 10:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 ny amin’i Jesosy avy any Nazareta. Nohosoran’Andriamanitra tamin’ny fanahy masina+ sy nomeny hery izy ka nandeha eran’ilay faritra. Ary nanao soa sy nanasitrana an’izay rehetra nampahorin’ny Devoly izy,+ satria nanampy azy Andriamanitra.+
42 Io ny mpanompoko+ izay tohanako, Ilay nofidiko+ sady ankasitrahako!+ Nomeko ny fanahiko izy,+Ka hampihatra ny rariny amin’ireo firenena.*+
32 Izao koa no porofo nomen’i Jaona: “Hitako nidina toy ny voromailala avy any an-danitra ny fanahy, dia nijanona teo amboniny.+
38 ny amin’i Jesosy avy any Nazareta. Nohosoran’Andriamanitra tamin’ny fanahy masina+ sy nomeny hery izy ka nandeha eran’ilay faritra. Ary nanao soa sy nanasitrana an’izay rehetra nampahorin’ny Devoly izy,+ satria nanampy azy Andriamanitra.+