FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 137:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Ry Babylona zanakavavy izay horavana tsy ho ela ô!+

      Ho sambatra ilay hampijaly anao

      Hoatran’ny nampijalianao anay.+

  • Jeremia 51:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Ho lasa vato mivangongo+ i Babylona

      Ary ho fonenan’ny alikadia.+

      Hihorohoro sy hisioka haneso ny olona

      Mahita azy tsy misy mponina.+

  • Apokalypsy 18:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Ary niantsoantso mafy izy hoe: “Nianjera, nianjera i Babylona Lehibe,+ ka lasa fonenan’ny demonia! Lasa miafina ao koa ny fanahy* maloto rehetra sy ny vorona maloto sady ankahalaina rehetra!+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara