FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 17:25, 26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Tsy natahotra* an’i Jehovah izy ireo, tamin’ny vao nipetraka tao. Nandefasan’i Jehovah liona+ àry izy ireo, ka novonoin’ny liona ny sasany taminy. 26 Dia nisy nitatitra tany amin’ny mpanjakan’i Asyria hoe: “Tsy mahalala ny fivavahana* amin’ny Andriamanitr’ilay tany ireo firenena nataonao sesitany sy napetrakao ao amin’ireo tanànan’i Samaria. Koa andefasany liona foana ry zareo dia matin’ny liona, satria tsy misy mahalala ny fivavahana amin’ny Andriamanitr’ilay tany.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara