Mika 7:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa izaho kosa hanantena an’i Jehovah.+ Vonona hiandry* an’ilay Andriamanitra mpamonjy ahy aho.+ Dia hihaino ahy ilay Andriamanitro.+
7 Fa izaho kosa hanantena an’i Jehovah.+ Vonona hiandry* an’ilay Andriamanitra mpamonjy ahy aho.+ Dia hihaino ahy ilay Andriamanitro.+