FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 60:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Tsy ho heno ao amin’ny taninao intsony ny herisetra,

      Ary tsy ho heno ao anatin’ny sisin-taninao intsony ny fandringanana sy fandravana.+

      Hantsoinao hoe Famonjena+ ny mandanao, ary hoe Fiderana ny vavahadinao.

  • Zakaria 2:4, 5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Hoy izy taminy: “Mihazakazaha ka lazao amin’irỳ tovolahy irỳ hoe: ‘“Hisy mponina i Jerosalema,+ hoatran’ireny tanàna any ambanivohitra* ireny, satria ho maro be ny olona sy ny biby fiompy ao aminy.+ 5 Ho lasa manda afo manodidina azy aho”,+ hoy i Jehovah, “ary ho feno ny voninahitro izy.”’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara