FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 63:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Mahatsiaro anao aho rehefa eo am-pandrianako;

      Misaintsaina momba anao aho mandritra ny fotoam-piambenana amin’ny alina.+

  • Salamo 119:62
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  62 Mifoha aho amin’ny misasakalina mba hisaotra anao,+

      Fa ara-drariny ny didim-pitsaranao.

  • Lioka 6:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Nankany an-tendrombohitra izy, indray andro izay, mba hivavaka.+ Dia nivavaka tamin’Andriamanitra nandritra ny alina manontolo izy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara