FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 4:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Izao no holazaina amin’ity vahoaka ity sy Jerosalema, amin’izany andro izany:

      “Hisy rivotra mahamay, avy any amin’ny havoana mangadihady any an-tany efitra,

      Hitsoka any amin’ny zanakavavin’ny* fireneko.

      Tsy rivotra hikororohana na hanadiovana vary anefa izany.

  • Ezekiela 13:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Tezitra be aho ka hataoko misy tafio-drivotra mifofofofo, sady hataoko avy be ny orana dia hisy riaka be. Hisafoaka koa aho ka hampilatsaka havandra mandravarava.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara