Isaia 28:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fa hitsangana hoatran’ny teo amin’ny Tendrombohitra Perazima i Jehovah,Ary hihetsika toy ny teo amin’ny lohasaha* eo akaikin’i Gibeona,+Mba hanao zavatra, dia zavatra hafahafa,Ary mba hanatanteraka ny asany, dia ilay asany tsy mahazatra.+ Habakoka 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Jereo ireo firenena, dia mandiniha tsara! Aoka ianareo ho gaga sy talanjona,Satria hisy zavatra hitranga amin’ny andronareo,Dia zavatra tsy hinoanareo na dia holazaina aminareo aza.+
21 Fa hitsangana hoatran’ny teo amin’ny Tendrombohitra Perazima i Jehovah,Ary hihetsika toy ny teo amin’ny lohasaha* eo akaikin’i Gibeona,+Mba hanao zavatra, dia zavatra hafahafa,Ary mba hanatanteraka ny asany, dia ilay asany tsy mahazatra.+
5 “Jereo ireo firenena, dia mandiniha tsara! Aoka ianareo ho gaga sy talanjona,Satria hisy zavatra hitranga amin’ny andronareo,Dia zavatra tsy hinoanareo na dia holazaina aminareo aza.+