Salamo 25:8, 9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tsara sy mahitsy i Jehovah.+ Izany no mahatonga azy hanoro ny mpanota ny lalana tokony haleha.+ י [Yôda] 9 Hitarika ny mpandefitra hanao ny marina* izy,+Ary hampianariny ny lalany ny mpandefitra.+
8 Tsara sy mahitsy i Jehovah.+ Izany no mahatonga azy hanoro ny mpanota ny lalana tokony haleha.+ י [Yôda] 9 Hitarika ny mpandefitra hanao ny marina* izy,+Ary hampianariny ny lalany ny mpandefitra.+