FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:66, 67
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 66 Tena hatahorana ny ainao, ary hihorohoro andro aman’alina ianao, ka tsy hanampo ny ho velona intsony. 67 Amin’ny maraina dia hilaza ianao hoe: ‘Raha mba alina mantsy ny andro!’, ary amin’ny alina indray hilaza hoe: ‘Raha mba maraina mantsy ny andro!’ Fa hatahotra be ny fonao noho izay ho hitan’ny masonao.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara