Deoteronomia 32:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Rehefa mandranitra ny sabatro manjelanjelatra aho,Ary miomana hampihatra didim-pitsarana,+Dia hamaly faty ny fahavaloko aho,+Sy hamaly an’ireo mankahala ahy. Salamo 94:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 94 Ry Jehovah Andriamanitra mpamaly ny ratsy natao ô,+Ry Andriamanitra mpamaly ny ratsy natao ô, mamirapirata!
41 Rehefa mandranitra ny sabatro manjelanjelatra aho,Ary miomana hampihatra didim-pitsarana,+Dia hamaly faty ny fahavaloko aho,+Sy hamaly an’ireo mankahala ahy.
94 Ry Jehovah Andriamanitra mpamaly ny ratsy natao ô,+Ry Andriamanitra mpamaly ny ratsy natao ô, mamirapirata!