Isaia 30:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Rehefa mipetraka ao Ziona, ao Jerosalema,+ ny olona, dia tsy hitomany intsony+ ianao. Hiantra anao tokoa Izy rehefa maheno anao miantso vonjy. Hamaly anao Izy raha vao maheno an’izany.+ Isaia 65:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hifaly noho ny amin’i Jerosalema aho, ary hiravoravo noho ny amin’ny vahoakako.+Dia tsy ho heno ao aminy intsony ny feon’olona mitomany na mitaraindraina.”+
19 Rehefa mipetraka ao Ziona, ao Jerosalema,+ ny olona, dia tsy hitomany intsony+ ianao. Hiantra anao tokoa Izy rehefa maheno anao miantso vonjy. Hamaly anao Izy raha vao maheno an’izany.+
19 Hifaly noho ny amin’i Jerosalema aho, ary hiravoravo noho ny amin’ny vahoakako.+Dia tsy ho heno ao aminy intsony ny feon’olona mitomany na mitaraindraina.”+