Isaia 65:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hifaly noho ny amin’i Jerosalema aho, ary hiravoravo noho ny amin’ny vahoakako.+Dia tsy ho heno ao aminy intsony ny feon’olona mitomany na mitaraindraina.”+ Zefania 3:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Eo aminao i Jehovah Andriamanitrao.+ Mahery izy ka hamonjy. Ho faly be sy tena ho ravoravo izy noho ny aminao,+ Ary hangina* izy satria tia anao. Ho faly sy hihoby izy noho ny aminao.
19 Hifaly noho ny amin’i Jerosalema aho, ary hiravoravo noho ny amin’ny vahoakako.+Dia tsy ho heno ao aminy intsony ny feon’olona mitomany na mitaraindraina.”+
17 Eo aminao i Jehovah Andriamanitrao.+ Mahery izy ka hamonjy. Ho faly be sy tena ho ravoravo izy noho ny aminao,+ Ary hangina* izy satria tia anao. Ho faly sy hihoby izy noho ny aminao.