2 Samoela 7:16, 17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Haharitra mandrakizay ny taranakao sy ny fanjakanao. Ary ho mafy orina mandrakizay ny seza fiandriananao.”’”+ 17 Noresahin’i Natana tamin’i Davida àry izany teny rehetra izany sy ilay fahitana manontolo.+ 2 Samoela 23:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy toy izany ve ny ankohonako, eo anatrehan’Andriamanitra? Nanao fifanekena mandrakizay+ tamiko mantsy izy,Dia fifanekena efa voaomana tsara sady azo antoka. Tena mamonjy ahy mantsy io fifanekena io sady tena mahafinaritra ahy,Koa tsy izany ve no mahatonga azy hampiroborobo ny ankohonako?+ Salamo 89:34, 35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Tsy hivadika amin’ny fifanekena nataoko aho,+Na hanova ny teny efa nolazaiko.+ 35 Masina aho, ka efa nianiana indray mandeha tsy miverina;Tsy handainga amin’i Davida aho.+ Salamo 132:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Efa nianiana tamin’i Davida i Jehovah;Tsy hivadika amin’izao teniny izao mihitsy izy: “Ny iray amin’ny taranakaoNo hapetrako eo amin’ny seza fiandriananao.+ Isaia 55:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aoka ianareo hanongilan-tsofina dia mankanesa atỳ amiko.+ Mihainoa, dia ho velona ianareo.Fa vonona hanao fifanekena mandrakizay aminareo aho,+Araka izay nampanantenaiko an’i Davida hoe ho tia azy aho sady tsy hivadika aminy. Azo itokisana* izany fampanantenana izany.+
16 Haharitra mandrakizay ny taranakao sy ny fanjakanao. Ary ho mafy orina mandrakizay ny seza fiandriananao.”’”+ 17 Noresahin’i Natana tamin’i Davida àry izany teny rehetra izany sy ilay fahitana manontolo.+
5 Tsy toy izany ve ny ankohonako, eo anatrehan’Andriamanitra? Nanao fifanekena mandrakizay+ tamiko mantsy izy,Dia fifanekena efa voaomana tsara sady azo antoka. Tena mamonjy ahy mantsy io fifanekena io sady tena mahafinaritra ahy,Koa tsy izany ve no mahatonga azy hampiroborobo ny ankohonako?+
34 Tsy hivadika amin’ny fifanekena nataoko aho,+Na hanova ny teny efa nolazaiko.+ 35 Masina aho, ka efa nianiana indray mandeha tsy miverina;Tsy handainga amin’i Davida aho.+
11 Efa nianiana tamin’i Davida i Jehovah;Tsy hivadika amin’izao teniny izao mihitsy izy: “Ny iray amin’ny taranakaoNo hapetrako eo amin’ny seza fiandriananao.+
3 Aoka ianareo hanongilan-tsofina dia mankanesa atỳ amiko.+ Mihainoa, dia ho velona ianareo.Fa vonona hanao fifanekena mandrakizay aminareo aho,+Araka izay nampanantenaiko an’i Davida hoe ho tia azy aho sady tsy hivadika aminy. Azo itokisana* izany fampanantenana izany.+