Jeremia 4:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ampandreneso an’ireo firenena izany.Ambarao amin’i Jerosalema izany.” “Misy mpitily* tonga avy any an-tany lavitra.Hihorakoraka hamely ny tanànan’i Joda izy ireny. Jeremia 32:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 “‘Fa izay ratsy eo imasoko ihany no ataon’ny vahoakan’Israely sy Joda, efa hatramin’izy ireo mbola tanora.+ Mbola mampahatezitra ahy foana ny zavatra ataon’ny vahoakan’Israely’, hoy i Jehovah.
16 Ampandreneso an’ireo firenena izany.Ambarao amin’i Jerosalema izany.” “Misy mpitily* tonga avy any an-tany lavitra.Hihorakoraka hamely ny tanànan’i Joda izy ireny.
30 “‘Fa izay ratsy eo imasoko ihany no ataon’ny vahoakan’Israely sy Joda, efa hatramin’izy ireo mbola tanora.+ Mbola mampahatezitra ahy foana ny zavatra ataon’ny vahoakan’Israely’, hoy i Jehovah.