-
Isaia 6:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Ary hoy aho: “Mandra-pahoviana, Jehovah ô?” Dia hoy izy:
“Mandra-paharavan’ny tanàna, ka tsy hisy mponina intsony ao,
Sady tsy hisy olona intsony ao amin’ireo trano,
Ary ho simba sy tsy hisy mponina ilay tany,+
-
Jeremia 2:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Nataon’izy ireo nihorohoro ny olona nahita an’izay nanjo ny tanin’ny Israely.
Nodorana ireo tanànany ka tsy misy mponina.
-
-
-