FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 48:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Henoy izao, ry taranak’i Jakoba,

      Dia ianareo izay miantso ny tenanareo hoe Israely,+

      Sy ianareo nipoitra avy tamin’ny ranon’i* Joda.

      Dia ianareo mianiana amin’ny anaran’i Jehovah,+

      Sady miantso an’ilay Andriamanitry ny Israely,

      Nefa tsy manao an’izany amin’ny fo madio sady tsy manao ny tsara.+

       2 Fa mihambo ho avy amin’ilay tanàna masina+ ianareo,

      Ary mitady fanampiana any amin’ny Andriamanitry ny Israely,+

      Ilay manana anarana hoe Jehovah Tompon’ny tafika.

  • Jeremia 5:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Na misy mianiana aza hoe: “Raha mbola velona koa i Jehovah!”,

      Dia mbola lainga ihany ny fianianana ataon’izy ireny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara