Jeremia 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Izao no lazain’i Jehovah: “Voaozona izay olona* matoky olona+Sy miantehitra amin’ny herin’olombelona,*+Ka miala amin’i Jehovah ny fony. Jeremia 42:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 fa milaza hoe: “Tsia! Aleonay ihany mankany Ejipta,+ fa tsy hahita ady izahay rehefa any sady tsy handre feon’anjombona, ary tsy ho ory sakafo. Any izahay no hipetraka.”
5 Izao no lazain’i Jehovah: “Voaozona izay olona* matoky olona+Sy miantehitra amin’ny herin’olombelona,*+Ka miala amin’i Jehovah ny fony.
14 fa milaza hoe: “Tsia! Aleonay ihany mankany Ejipta,+ fa tsy hahita ady izahay rehefa any sady tsy handre feon’anjombona, ary tsy ho ory sakafo. Any izahay no hipetraka.”