FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 63:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Nikomy+ anefa izy ireo, ka nanao izay nampalahelo ny fanahiny masina.+

      Lasa fahavalon’izy ireo àry izy,+

      Ka niady taminy.+

  • Ezekiela 2:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Hoy koa izy tamiko: “Ry zanak’olona, irahiko ho any amin’ny vahoakan’Israely ianao,+ dia any amin’ireo firenena* mpikomy izay nikomy tamiko.+ Fa nandika ny lalàko izy ireo hatramin’izao, hoatran’ny nataon’ny razambeny ihany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Firafitry ny Fifanekena
  • Hiditra
Hizara