Isaia 13:17, 18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hoentaniko hamely azy ireo ny Medianina,+Izay tsy miraharaha volafotsySady tsy tia volamena. 18 Dia handripaka tovolahy ny tsipìkany.+Tsy hananany antra ireo naloaky ny kibo,Ary tsy hamindrany fo ny ankizy.
17 Hoentaniko hamely azy ireo ny Medianina,+Izay tsy miraharaha volafotsySady tsy tia volamena. 18 Dia handripaka tovolahy ny tsipìkany.+Tsy hananany antra ireo naloaky ny kibo,Ary tsy hamindrany fo ny ankizy.