Jeremia 25:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Koa nalaiko teny an-tanan’i Jehovah ilay kaopy dia nampisotroiko ny firenena rehetra nanirahan’i Jehovah ahy:+ Jeremia 25:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “Koa lazao amin’izy ireo hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: “Misotroa, manaova mamo, mandoava, ary mianjerà mba tsy ho tafatsangana intsony+ ianareo, noho ny sabatra alefako hamely anareo.”’ Jeremia 51:57 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 57 Hataoko mamo+ ny andrianany, ny olon-kendriny,Ny governorany, ny solontenam-panjakany, ary ny miaramilany.Hatory mandrakizay ireoKa tsy hifoha intsony”,+ hoy ilay Mpanjaka, izay manana anarana hoe Jehovah Tompon’ny tafika.
17 Koa nalaiko teny an-tanan’i Jehovah ilay kaopy dia nampisotroiko ny firenena rehetra nanirahan’i Jehovah ahy:+
27 “Koa lazao amin’izy ireo hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: “Misotroa, manaova mamo, mandoava, ary mianjerà mba tsy ho tafatsangana intsony+ ianareo, noho ny sabatra alefako hamely anareo.”’
57 Hataoko mamo+ ny andrianany, ny olon-kendriny,Ny governorany, ny solontenam-panjakany, ary ny miaramilany.Hatory mandrakizay ireoKa tsy hifoha intsony”,+ hoy ilay Mpanjaka, izay manana anarana hoe Jehovah Tompon’ny tafika.