Jeremia 15:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia hoy i Jehovah tamiko: “Na nijoro teto anatrehako aza i Mosesy sy Samoela,+ dia tsy ho namindra fo tamin’ity vahoaka ity aho. Roahy hiala eto anatrehako izy ireo. Asaivo mandeha ry zareo.
15 Dia hoy i Jehovah tamiko: “Na nijoro teto anatrehako aza i Mosesy sy Samoela,+ dia tsy ho namindra fo tamin’ity vahoaka ity aho. Roahy hiala eto anatrehako izy ireo. Asaivo mandeha ry zareo.