2 Mpanjaka 21:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Lasa mpanjaka i Manase+ tamin’izy 12 taona, ary nanjaka 55 taona tao Jerosalema+ izy. Hefziba no anaran-dreniny. 2 Mpanjaka 21:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nanorina alitara tao an-tranon’i Jehovah+ koa izy. Io trano io anefa ilay efa notenenin’i Jehovah hoe: “Ao Jerosalema no hametrahako ny anarako.”+ 2 Tantara 33:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Lasa mpanjaka i Manase+ tamin’izy 12 taona, ary nanjaka 55 taona tao Jerosalema izy.+ 2 Tantara 33:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nanorina alitara tao an-tranon’i Jehovah koa izy.+ Io trano io anefa ilay efa notenenin’i Jehovah hoe: “Ho ao Jerosalema mandrakizay ny anarako.”+ Jeremia 23:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Samy maloto* na ny mpaminany na ny mpisorona.+ Na dia ao an-tranoko aza, dia ahitako ny faharatsian’izy ireo”,+ hoy i Jehovah. Jeremia 32:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ary nataony tao amin’ilay trano mitondra ny anarako ireo sampiny maharikoriko, mba handotoana ny tranoko.+
21 Lasa mpanjaka i Manase+ tamin’izy 12 taona, ary nanjaka 55 taona tao Jerosalema+ izy. Hefziba no anaran-dreniny.
4 Nanorina alitara tao an-tranon’i Jehovah+ koa izy. Io trano io anefa ilay efa notenenin’i Jehovah hoe: “Ao Jerosalema no hametrahako ny anarako.”+
4 Nanorina alitara tao an-tranon’i Jehovah koa izy.+ Io trano io anefa ilay efa notenenin’i Jehovah hoe: “Ho ao Jerosalema mandrakizay ny anarako.”+
11 “Samy maloto* na ny mpaminany na ny mpisorona.+ Na dia ao an-tranoko aza, dia ahitako ny faharatsian’izy ireo”,+ hoy i Jehovah.
34 Ary nataony tao amin’ilay trano mitondra ny anarako ireo sampiny maharikoriko, mba handotoana ny tranoko.+