Isaia 42:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hitsoaka sady ho menatra tanteraka izy ireo,Dia izay mitoky amin’ny sary sokitra,Sy miteny amin’ny sarivongana metaly* hoe: “Ianareo no andriamanitray.”+ Isaia 44:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ho menatra daholo ny mpiara-miasa aminy.+ Olombelona ihany mantsy ireo mpanao asa tanana. Asaivo mivory izy rehetra dia maka toerana. Ho raiki-tahotra izy ireo sady ho menatra daholo.
17 Hitsoaka sady ho menatra tanteraka izy ireo,Dia izay mitoky amin’ny sary sokitra,Sy miteny amin’ny sarivongana metaly* hoe: “Ianareo no andriamanitray.”+
11 Ho menatra daholo ny mpiara-miasa aminy.+ Olombelona ihany mantsy ireo mpanao asa tanana. Asaivo mivory izy rehetra dia maka toerana. Ho raiki-tahotra izy ireo sady ho menatra daholo.