Isaia 56:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tongava daholo ka mihinàna, ry bibidia rehetra any an-tsaha,Dia ianareo bibidia rehetra any an’ala.+ Jeremia 7:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ho lasa sakafon’ny voro-manidina sy ny bibidia ny fatin’ity vahoaka ity. Ary tsy hisy hampatahotra an’ireny biby ireny ka hampandositra azy.+
9 Tongava daholo ka mihinàna, ry bibidia rehetra any an-tsaha,Dia ianareo bibidia rehetra any an’ala.+
33 Ho lasa sakafon’ny voro-manidina sy ny bibidia ny fatin’ity vahoaka ity. Ary tsy hisy hampatahotra an’ireny biby ireny ka hampandositra azy.+