-
Jeremia 16:10, 11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 “Rehefa lazainao amin’ity vahoaka ity izany rehetra izany, dia hanontany anao izy hoe: ‘Fa maninona i Jehovah no nilaza fa hamely anay amin’izany loza amin’antambo rehetra izany? Fa inona no fahadisoana sy fahotana vitanay tamin’i Jehovah Andriamanitray?’+ 11 Koa izao avaly azy ireo: ‘“Satria niala tamiko ny razambenareo”,+ hoy i Jehovah, “dia nanaraka andriamani-kafa sy nanompo azy ireny sady niankohoka taminy.+ Fa izaho kosa nafoiny ary ny lalàko tsy narahiny.+
-