Mpitsara 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah ny Israelita sady nanadino an’i Jehovah Andriamaniny, ka nivavaka tamin’ireo Bala+ sy ireo tsato-kazo masina.*+ 2 Tantara 24:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary nafoin’izy ireo ny tranon’i Jehovah Andriamanitry ny razambeny, ka nanompo tsato-kazo masina* sy sampy izy ireo. Dia tezitra tamin’i Joda sy Jerosalema Andriamanitra noho ny helok’izy ireo. 2 Tantara 33:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Lasa mpanjaka i Manase+ tamin’izy 12 taona, ary nanjaka 55 taona tao Jerosalema izy.+ 2 Tantara 33:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Naoriny indray ireo toerana avo efa noravan’i Hezekia rainy.+ Nanangana alitara ho an’ireo Bala sy nanao tsato-kazo masina* koa izy. Dia niankohoka tamin’izay rehetra eny amin’ny lanitra izy, ka nanompo an’ireny.+
7 Dia nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah ny Israelita sady nanadino an’i Jehovah Andriamaniny, ka nivavaka tamin’ireo Bala+ sy ireo tsato-kazo masina.*+
18 Ary nafoin’izy ireo ny tranon’i Jehovah Andriamanitry ny razambeny, ka nanompo tsato-kazo masina* sy sampy izy ireo. Dia tezitra tamin’i Joda sy Jerosalema Andriamanitra noho ny helok’izy ireo.
3 Naoriny indray ireo toerana avo efa noravan’i Hezekia rainy.+ Nanangana alitara ho an’ireo Bala sy nanao tsato-kazo masina* koa izy. Dia niankohoka tamin’izay rehetra eny amin’ny lanitra izy, ka nanompo an’ireny.+